|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fandribaratra (andry)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Vy lavalava marani-doha izay atao eo ambonin' ny tafontrano ary mifandray amin' ny tany amin' ny alalan' ny tariby, mba hiarovana ny trano amin' ny varatra: Olo-mahay amerikanina, atao hoe Franklin, no nahita voalohany ny fampiasana ny fandribaratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  [varatra, lightning.] A lightning conductor. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  Paratonnerre [1.13]

Teny iditra (2/3)6  fandribaratra (fandrika)
Sokajin-teny  7  anarana
Voambolana  8  Haizavamaniry: ahitra
Fanazavàna teny anglisy  9  A kind of vine with edible fruit. Vitis microdiptera, Baker. Same as famakientana (Bets.), and voakitsonamboa (Prov.). [1.2]
Tovy hevitra  10  famakientana, voakitsonamboa

Teny iditra (3/3)11  fandribaratra
Sokajin-teny  12  anarana
Voambolana  13  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  14  (de fandrika : piège ; et varatra : tonnerre) Nom donné à plusieurs plantes censées protéger de la foudre. Notamment : Cyphostemma microdipterum Desc. (Vitaceae). Fruits comestibles. Utilisés aussi pour préparer des boissons fermentées. [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31