|
|
|
|

Teny iditra1  fandri-borovoro
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  fandrika, vorovoro
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fandri-borona misy tady kely izay isavorovoroan' ny vorona ka ahafahana misambotra azy mora foana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [fandriborovoro] A loose kind of snare.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] piège à plusieurs lacets propre à embrouiller les oiseaux

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29