|
|
|
|

Teny iditra1  fandrin-drano
Singan-teny  2  fandry, rano
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fahamarin-tampona, fitovizan-tantana toy ny an'ny rano: Fandrindrano ka tsy misy avo sy iva
Fitovizana tanteraka, fitovizana tantana
5  [1.13] (fandrindrano) fitaovana fijerena ny marindrano
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] niveau de maçon, niveau d'eau
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny fandrin-drano io

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/14