Teny iditra fandrindra (rindra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mandrindra, mandamina, mandanto [Rajemisa 1985]

Teny iditra fandrindra (rindra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo arindra, alamina, alanto [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31