Teny iditra | fandrin-drano | |||
Singan-teny | fandry ; rano | |||
Sokajin-teny | kambanteny | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fahamarin-tampona, fitovizan-tantana toy ny an'ny rano: Fandrindrano ka tsy misy avo sy iva Fitovizana tanteraka, fitovizana tantana [1.1] | |||
(fandrindrano) fitaovana fijerena ny marindrano [1.13] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Niveau de maçon, niveau d'eau [1.13] | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fandrin-drano io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/04 |