Teny iditra | fandringana (ringa) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandehanana na fipetrahana mitongilana, tsy marina mahitsy tsara [1.1] | |
Teny iditra | fandringana (ringana) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mandringana, mandripaka, mamono hatramin' ny farany, manimba tanteraka Azo aringana [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |