Teny iditra fandrin-tsodina
Singan-teny fandry ; sodina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fomba fandrin' olona maro izay ny lohany mihaona daholo eo afovoany ary ny vatany toa manao faribolana manodidina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/04