|
|
|
|

Teny iditra1  fandrin-tsodina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fomba fandrin' olona maro izay ny lohany mihaona daholo eo afovoany ary ny vatany toa manao faribolana manodidina
Singan-teny  4  fandry, sodina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07