Teny iditra fandritra (ritra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mandritra, izany hoe manao izay hahatankina; fomba entina mahandro hena mba hahalasa fofona ny rano andrahoana azy; fandaniana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fandritra (ritra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo ritina: Misy laoka tsy mba fandritra [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31