|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fandroboana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Famitahana amin' ny teny mamy, fandokadokafana; fitaomana, fitarihana, fandrobohana
Fototeny  4  robo

Teny iditra (2/2)5  fandroboana
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.78] [Tambahoaka] hoby, fihobiana
Tovy hevitra  8  robo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11