Teny iditra 1/2 fandroboana (robo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famitahana amin' ny teny mamy, fandokadokafana; fitaomana, fitarihana, fandrobohana [1.1]

Teny iditra 2/2 fandroboana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Hoby, fihobiana [1.78]
Tovy hevitra robo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20