Teny iditra fandrokidrokiana (rokiroky (roky))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanambatambazana mba hahazoana tombontsoa; famalifaliana mba hanambakana; fanolikolena, fanojikojena, fanangolena: Tsy naharitra ny fandrokidrokian' ny sakaizany izy ka niala tamin' ny raharahany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31