Teny iditra | fandromborombo (romborombo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mamela romborombo hitarozadrozaka amin' ny lamba [1.1] | |
Teny iditra | fandromborombo (romborombo) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Avela hiromborombo [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |