|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fandroronana
Fototeny  2  rorona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fietrena laharana, fitambotsorana: Ny fanambadiana olona noheverina ho ambany razana noho ny tena no natao taloha hoe fandroronana
Fihenana: Efa tsapany ny fandroronan' ny heriny noho ny taonany
Fironana miankandrefana, fihilanana: Tamin' ny fandroronan' ny masoandro no niverenanay nody
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#549] action de se marier avec des personnes d'une caste inférieure
Voambolana  6  Fifandraisana: fianakaviana
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny fandroronana io

Teny iditra (2/2)8  fandroronana
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.196] (de rorona : action de se mésallier, de s'abaisser en épousant quelqu'un d'une caste inférieure ; c'est aussi le nom qu'on donne aux os de seiche employés en thérapeutique populaire). Nom d'une Fabaceae non identifiée. On l'emploie, associée aux os de seiche écrasés, à la préparation d'un onguent contre les brûlures. [Taisaka]
Voambolana  11  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14