Teny iditra | 1 fanebahana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanakianana, fanesoana; filazana ankitairano fa tsy nety ny natao; fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana; fanazimbana, famotsifotsiana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#690] L'action de mépriser, la cause |
Ohatra |
5 [1.519#] io teny io dia mifono fanambaniana, fanaratsiana, fanevatevana, fanebahana. 6 [2.285#] Niezaka nikaroka ny loharanon' izany fanebahana izany ny mpandinika samihafa ary toa miray feo izy fa tetiky ny mpanjanatany no nahatonga izany. |
Fototeny | 7 tebaka |
Fivaditsoratra | 8 fanahebana, fanebahana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |