Teny iditra | 1 fanebahana |
Fototeny | 2 tebaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanakianana, fanesoana; filazana ankitairano fa tsy nety ny natao; fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana; fanazimbana, famotsifotsiana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 L'action de mépriser, la cause [1.3#690] |
Ohatra |
6 io teny io dia mifono fanambaniana, fanaratsiana, fanevatevana, fanebahana.
[1.519#]
7 Niezaka nikaroka ny loharanon' izany fanebahana izany ny mpandinika samihafa ary toa miray feo izy fa tetiky ny mpanjanatany no nahatonga izany. [2.285#] |
Fivaditsoratra | 8 fanahebana, 9 fanebahana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |