Teny iditra | 1 fanefana |
Fototeny | 2 efa |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanonerana: Amin' ny herinandro ambony ny fanefako ny trosanao Fanoloana: Takiko ny fanefanao ny bokiko very fa sarobidy tamiko loatra izy iny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] the act of accomplishing something ; the act of paying a debt |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] L'action de finir, de payer, etc. le moyen 7 [1.8] action d'accomplir, de terminer ; action de payer une dette |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |