|
|
|
|

Teny iditra1  fanehana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanerena, fangejana: Tsy maintsy atao tsara ny fanehana ny tsihy eo am-panaovana azy
Fiantsoana: Ianao no mikarakara ny fanehana ny fokonolona
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#9] L'action de serrer, d’appeler
Ohatra  5  [2.588#] Rainindrianarivo kosa anefa kirina ka tsy mba nanaiky izany, fa ny hamely ihany, ka nanangana donak'afo ho fanehana ny vahoaka hamely.
Fototeny  6  eka

Fivaditsoratra  7  fanehana, hanafena, hanefana, nahefana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21