Teny iditra fanekena (eky)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Tsy fandavana: Ho hitonao fa hitondra soa ho anao ny fanekenao ny teniko
¶ Fankatoavana: Ny angatahina amin' ny kristianina dia ny fanekeny ny didy aman-dalàn' ny Eglizy
¶ Fanoavana: Zava-dehibe ny faneken' ny ambanifanitra ny tanin' ny Andriamanjaka [Rajemisa 1985]
   fametrahan-tsonia amin'ny taratasim-barotra iray mba ho tompon'antoka amin'ny trosa nataon'olon-kafa [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy   a treaty, an agreement, a covenant. [Richardson 1885]
   an agreement, a contract, a treaty [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   accord, contrat, traité [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay   acceptation [SLP: Voambolana]
Tsipelina hafa  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Lahatsoratra  

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/29