Teny iditra fanekena (eky)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsy fandavana: Ho hitonao fa hitondra soa ho anao ny fanekenao ny teniko
Fankatoavana: Ny angatahina amin' ny kristianina dia ny fanekeny ny didy aman-dalàn' ny Eglizy
Fanoavana: Zava-dehibe ny faneken' ny ambanifanitra ny tanin' ny Andriamanjaka [1.1]
 Fametrahan-tsonia amin'ny taratasim-barotra iray mba ho tompon'antoka amin'ny trosa nataon'olon-kafa [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A treaty, an agreement, a covenant. [1.2]
 An agreement, a contract, a treaty [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Accord, contrat, traité [1.8]
 Acceptation [1.13]
Ohatra 
1Natao tao Sarimasy ny fanekena. [2.508]
2Izay fanekena tianao dia ekenay hoy ny olona. [1.436]
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16