Teny iditra fanelanelanana (elanelana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Alalana, fangatahana atao ho an' olona: Tamin' ny fanelanelanan-dRanaivo no nahazoako io tombon-tsoa io [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31