|
|
|
|

Teny iditra1  fanelanelanana
Fototeny  2 elanelana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Alalana, fangatahana atao ho an' olona: Tamin' ny fanelanelanan-dRanaivo no nahazoako io tombon-tsoa io [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 l'arbitrage, la médiation [1.3#122]
Ohatra  6  mazava ho azy fa izany no manosika ny olon-tsotra hangataka fanelanelanana sy/ [4.27#]
7  Nanaiky ny fanelanelanana Rehandry fa Somongay nandà ka dia nitohy ihany ny ady. [2.508#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08