Teny iditra | fanembantsembana (sembantsembana (sembana)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fomba entina manembantsembana, manakantsakana, manampontsampona [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | ce qu'on peut arrêter, manière d'arrêter [Abinal 1888] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |