Teny iditra | 1 fanemorana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 hemotra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanakisahana (fotoana) ho lavidavitra kokoa |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#234] l'action de renvoyer, de retenir |
Ohatra |
6 [4.27#] Tsy ho tantin' ny olona intsony ny mbola hisian' ny fanemorana hafa indray.
|
Fivaditsoratra | 7 famorenana, fanamorena, fanemorana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |