Teny iditra fanempoana (empo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana izay hampitsonika zavatra tenehina na atanfna andro na afo: Tokony hitandrina amin' ny fanempoana sao misy zavatra mora maka rehitra eo amin' ny manodidina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31