Teny iditra fanempoana (empo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana izay hampitsonika zavatra tenehina na atanfna andro na afo: Tokony hitandrina amin' ny fanempoana sao misy zavatra mora maka rehitra eo amin' ny manodidina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05