Teny iditra | 1 fanenjehana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.7] pursuit; persecution |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#126, 1.8] la persécution 5 [1.3#126] Action de suivre, de courir après, de poursuivre 6 [1.8] poursuite |
Ohatra |
7 [2.113#] Nanomboka ny fanenjehana ny mpivavaka, noroahina ny Vazaha. 8 [2.649#] Ratsilainga dia ttonga Kristiaina maiaza tamin' ny fanenjehana. |
Fototeny | 9 enjika |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |