Teny iditra | fanentohentoana (hentohento) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fampisentoana; fanaovana lafo loatra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L’action de faire soupirer L'action de surfaire le prix ( l’acheteur en pleure son argent ) [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |