Teny iditra fanetrena (etry)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampidinana ho iva, fampihenana, fandetsena [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the act of abasing or humiliating [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action d'abaisser, d'humilier [Hallanger 1974]
Voambolana 

2009/02/23