Teny iditra fanetsiketsehana (hetsiketsika (hetsika))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanentanentanana, famohafohazana, tsy famelana hatoritory: Mila fanetsiketsehana itỳ fikambanana itỳ fa mitady hatoritory [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31