| Teny iditra | 1 fanetsiketsehana |
| Fototeny | 2 hetsiketsika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanentanentanana, famohafohazana, tsy famelana hatoritory: Mila fanetsiketsehana itỳ fikambanana itỳ fa mitady hatoritory
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|