Teny iditra |
faneva
(heva)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tapa-damba ahantona amin' ny hazo ka enti-milaza fisian-javatra: ohatra, fahiny nasiana faneva teo amin' ny toerana fivarotana omby Saina [1.1]
|
| Famantarana mampiavaka ny tarika iray; saina kely famantarana tarika iray [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Mod. s. from maneva (eva, or heva.).] A war flag, an ensign. [1.2]
|
| A flag, a banner; a motto for a meeting, etc [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Drapeau, enseigne; devise [1.8]
|
| Emblème; fanion [1.13]
|
Ohatra | ny Sakalava, nitondra faneva fotsy hananika an' Ambohimanga.
[2.48]
|
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
fañeva
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Mendrika, manendrika [1.78]
|
|
Teny iditra |
fañeva
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Chevelure. (maramàrene). Rac. eva (?). [1.19]
|
|