Teny iditra fanevatevana (tevateva)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action de mépriser, d’insulter, le motif [1.3]
Ohatra 
1io teny io dia mifono fanambaniana, fanaratsiana, fanevatevana, fanebahana. [1.519]
2Anontaniany ny olona, dia kapohiny sy levileveny, satria, hoy izy, tsy hisy Mpanjaka hahazaka fanevatevana toy izany. [2.508]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08