Teny iditra | 1 fangainana |
Fototeny | 2 gaina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fahadisoam-panantenana: Mafimafy kokoa ny fangainan' ny mpianatra try afa-panadinana noho ny an' ny tsy nahazo tamin' ny an-tsapaka [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Le désappointement [1.3] |
Fivaditsoratra | 6 fanaingana, 7 fanangiana, 8 fangainana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |