|
|
|
|

Teny iditra 1  fangalatra
Fototeny  2 halatra
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba enti-mangalatra
5 Loza raha hangalatra, zatra mangalatra: Zaza fangalatra Ikotofatsora [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 Anything stolen. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 ce qu'on vole, la manière de dérober [1.3#209]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how fangalatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04