|
|
|
|

Teny iditra1  fangalatra
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba enti-mangalatra
Loza raha hangalatra, zatra mangalatra: Zaza fangalatra Ikotofatsora
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] Anything stolen.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#209] ce qu'on vole, la manière de dérober
Fototeny  6  halatra
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/05