Teny iditra fanganohano (hanohano)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fangirangirana, fangalahala: Mahafinaritra ny fanganohanon' itỳ firavaka
Fihandrohandro, toetran' ny ranomaso mby efa ho latsaka: Jereo ny fanganohanon' ny ranomason' itỳ zazakely fa omeo vatomamy izy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31