Teny iditra fangaro (haro)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mangaro na manetsiketsika mba hiharo: Tsy toy izao velively no fangaro ny vary ahahy
Azo haroina: Tsy fangaro itỳ anana itỳ rehefa andrahoina
Zavatra akambana amin' ny...: Mividiana fangarondaoka ariary enina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Combinaison [1.13]
Ohatra Ka nofiko, hono, fa tany no nonina, Tamim-piadanana tsisy fangaro; [1.240]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Mpanahaka  haro ~ laro

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12