Teny iditra fangaroana (haro)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famadibadihana zavatra mba hampifangaro tsara ny ao anatiny; fampikambanana, fampitambarana [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay agitateur. [Voambolana: Simia] [SLP 1986]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31