Teny iditra fangarompohy (haro, fohy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaran-kafa iantsoana koa ny Marotanana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [fohy, short.] A common millepede found in the forests. [Richardson 1885]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra fangarompaty ~ marotanana

2009/02/23