Teny iditra | 1 fangasihasy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny olona mangasihasy, mangaihay, diso fanantenana: Nampalahelo indray ny fangasihasin' Ibalita ka tsy nanakora azy akory ireo rahalahiny sy ny anabaviny |
Fototeny | 4 hasihasy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |