|
|
|
|

Teny iditra1  fangasihasy
Fototeny  2  hasihasy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Toetran' ny olona mangasihasy, mangaihay, diso fanantenana: Nampalahelo indray ny fangasihasin' Ibalita ka tsy nanakora azy akory ireo rahalahiny sy ny anabaviny

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11