| Teny iditra | 1 fangatsiahana |
| Fototeny | 2 hatsiaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Hatsiaka, fangatsiaka (indrindra amin' ny hevitra an' ohatra: Mampalahelo ny fangatsiaham-pon' ireto mponina ireto
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Le froid, la froidure
[1.3#226] |
| Ohatra |
6 tany aloha tany, nisy tsy fifandraisan' ny mpitandrina sy ny mpampianatra sasany tao Mangarivotra ka nahatonga fangatsiahana teo amin' ny fiaraha-miasa.
[2.356#]
|
| Kamban-teny rehetra | 7 velaram-pangatsiahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|