|
|
|
|

Teny iditra1  fangatsiaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Toetran' ny zavatra mangatsiaka na ny olona mahatsiaro hatsiaka: Tsy zakako ny fangatsiakan' ny andro atỳ
Fototeny  4  hatsiaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11