Teny iditra fangeja (geja)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mangeja, mamatotra mafy [Rajemisa 1985]
 fingotra amehezana ny faritra ijerena lalan-dra na hisakanana ny ra tsy handeha [SLP 1986]
Famaritana frantsay garrot [SLP 1986]
Teny mitovy hevitra figejana

Teny iditra fangeja
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy taova fihazonana fiasana na piesy amin'ny milina iray [SLP 1986]
Famaritana frantsay mandrin [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/09