Teny iditra (1/2) | 1 fangeja |
Fototeny | 2 geja |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mangeja, mamatotra mafy 5 [1.13] fingotra amehezana ny faritra ijerena lalan-dra na hisakanana ny ra tsy handeha |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] garrot |
Tovy hevitra | 7 figejana |
Teny iditra (2/2) | 8 fangeja |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.13] taova fihazonana fiasana na piesy amin'ny milina iray |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.13] mandrin |
Voambolana |
12 Haitao |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |