|
|
|
|

Teny iditra1  fangirifiriana
Fototeny  2  hirifiry
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fijaliana mafy, fanaintainana izaitsizy: Tsy hay lazaina ny fangirifiriana tsaroako tamin' ilay aretina nahazo ahy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#250] La cuisson, la douleur cuisante
Ohatra  6  Be izay fangirifiriana nentiko taminy izay anaka. [2.895#]
7  Soa ihany fa hidihidy no tsaroana fa tsy fangirifiriana. [2.643#]
8  ary ny fangirifiriana manjo an-janany, tsy maintsy hataoko tsaroan-drainy. [2.357#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08