Teny iditra | fangitakitahana (hitakitaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitepotepoana mafy, fientanam-po [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | La palpitation, l'émotion [1.3] | |
Ohatra | Miteraka fahabangana sy fangitakitahana anaty eo amin'ny olona izany toe-javatra izany.
[2.606] | |
Voambolana | Ontam-po | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |