Teny iditra | 1 fangitana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Faritana: Efa nofangitanareo ve ny tanimbary nomen' i Dada sy Neny anareo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be marked out. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#147] Qu’on délimite: Tsy mbola nofangitana ny tanimboly (Le champ n’a pas encore été délimité) |
Fototeny | 6 fangitra |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 fanangita, fangitana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |