|
|
|
|

Teny iditra1  fangoloka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Faran' izay fetsy ratsy sady mahay mamitaka amim-pihatsaram-belatsihy: Aza mifampiraharaha amin' iny olona iny fa lehilohy fangoloka iny
Fototeny  4  holoka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11